LASIN’NY TANORA TIA BAIBOLY

LASIN'NY TANORA TIA BAIBOLY

LASIN’NY TANORA TIA  BAIBOLY

Ho fanoitra ho amin’ny fanovana ny tontolo ho amin’ny tsara kokoa

Hampitao anao amin’izany ny FMBM, atao eny amin’ny Sekoly FJKM Ambatomanga

Fandraisana anjara : 150.000 Ar

Misorata anarana  dieny izao! Voafetra ny toerana!

Fifandraisana : 020 22 251 35 – 033 74 635 54 – 032 45 395 69

Villa Hasina III E 22 Ampatsakana (Ambadiky ny CNAPS)

Imailaka: baiboly@moov.mg

Fb : Mampiely Baiboly Malagasy